×
Image

NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY (صلى الله عليه وسلم) SWALAT SY NY FOMBA FANAOVANA WOZO - (Malagasy)

Ity dia boky bely manazava amintsika an-tsary ny fomba fanaovan’ny Mpaminany Swalat sy ny fomba fanaovana Wozo. Hoy indrindra ny mpanoratra azy ao amin’ny teny fampidirana hoe:"Indro teny fohy, manazava ny fomba fanaovan’ny Mpaminany (SAW) Swalat; atolotro ho an’ny mpino Islamo rehetra, lahy sy vavy, mba hahatonga an’izay rehetra mamaky....

Image

NY FOTO-PINOANA MARINA SY IZAY MIFANOHITRA AMINY ARY IREO ZAVATRA MANAFOANA NY FINOANA ISLAM. - (Malagasy)

NY FOTO-PINOANA MARINA SY IZAY MIFANOHITRA AMINY ARY IREO ZAVATRA MANAFOANA NY FINOANA ISLAM.

Image

IREO FOMBA AHAZOANA NY FIAINANA SAMBATRA - (Malagasy)

Ity boky ity dia miresaka mikasika ireo fomba sy làlana izay mitondra amin’ny fifaliana sy ny fahasambarana ary ny filaminan’ny fo, ho an’izay nandray sy nampihatra izany tamin’ny fiainany; ka manala aminy ireo alahelo sy fahasahiranan-tsaina ary tebiteby izany.

Image

TARI-DALANA MAHASOA HO AN'NY IREO MPINO SILAMO VAOVAO - (Malagasy)

TARI-DALANA MAHASOA HO AN'NY IREO MPINO SILAMO VAOVAO

Image

Al-arba’ouna An-nawawiyyah - (Malagasy)

Ity dia boky, izay mirakitra Hadith dimampolo, dia ireo Hadith roa amby efapolo nangonin’i Imamo An-nawawi (RA), izay nahatonga azy ity fantatra amin’ny anarana hoe "Al-arba’ouna An-nawawiyyah" (Ireo efapolon’i An-nawawi), miampy ireo Hadith valo izay nampian’i Ibn Rajab Al-hambali, ho famenon’izany dimampolo. Ireo Hadith ireo, araka ny nambaran’ireo manam-pahaizana, dia....

Image

MOSLIMO AHO. (Mpino silamo aho) - (Malagasy)

MOSLIMO AHO. (Mpino silamo aho)

Image

NY ENDRIKIN'NY GHOUSL - (Malagasy)

NY ENDRIKIN'NY GHOUSL

Image

HAFATRA MOMBA NY RA VOAJANAHARY EO AMIN'NY VEHIVAVY. - (Malagasy)

HAFATRA MOMBA NY RA VOAJANAHARY EO AMIN'NY VEHIVAVY.

Image

Inona ny atao hoe shahadatainy - (Malagasy)

Inona ny atao hoe shahadatainy

Image

Ny andry faha enina dia,finoana ny didy sy lahatra - (Malagasy)

Ny andry faha enina dia,finoana ny didy sy lahatra