common_categories

common_items_count: 45

ملاغاشي

dropdown-icon-5 NY FOMBA FANAOVAN’NY MPAMINANY (صلى الله عليه وسلم) SWALAT SY NY FOMBA FANAOVANA WOZO

Ity dia boky bely manazava amintsika an-tsary ny fomba fanaovan’ny Mpaminany Swalat sy ny fomba fanaovana Wozo. Hoy indrindra ny mpanoratra azy ao amin’ny teny fampidirana hoe:"Indro teny fohy, manazava ny fomba fanaovan’ny Mpaminany (SAW) Swalat; atolotro ho an’ny mpino Islamo rehetra, lahy sy vavy, mba hahatonga an’izay rehetra mamaky azy ity hiezaka haka tahaka azy (SAW) amin’izany, araka ny teniny manao hoe:"Ataovinareo tahaka ny nahitanareo ahy nanao azy ny Swalat". Notaterin’i Al-bokhàri". Koa manentana antsika rehetra mba hamaky an’izany sy hanazava an’izany amin’olona.

DOCX
ملاغاشي

dropdown-icon-5 NY TSY MAINTSY HANARAHANA NY SONNAH-NY MPAMINANY (SAW) ARY NY MAHA-MPIKOMY IZAY MANDÀ IZANY

Ity dia boky kely izay manazava fa tsy maintsy arahina ny Sonnah-ny Mpaminany (SAW), ary izay mandà izany dia mpikomy.

PDF
ملاغاشي

dropdown-icon-5 NY FOTO-PINOANA MARINA SY IZAY MIFANOHITRA AMINY ARY IREO ZAVATRA MANAFOANA NY FINOANA ISLAM.

NY FOTO-PINOANA MARINA SY IZAY MIFANOHITRA AMINY ARY IREO ZAVATRA MANAFOANA NY FINOANA ISLAM.

PDF
ملاغاشي

dropdown-icon-5 IREO FOMBA AHAZOANA NY FIAINANA SAMBATRA

Ity boky ity dia miresaka mikasika ireo fomba sy làlana izay mitondra amin’ny fifaliana sy ny fahasambarana ary ny filaminan’ny fo, ho an’izay nandray sy nampihatra izany tamin’ny fiainany; ka manala aminy ireo alahelo sy fahasahiranan-tsaina ary tebiteby izany.

PDF
ملاغاشي

dropdown-icon-5 TARI-DALANA MAHASOA HO AN'NY IREO MPINO SILAMO VAOVAO

TARI-DALANA MAHASOA HO AN'NY IREO MPINO SILAMO VAOVAO

PDF
ملاغاشي

dropdown-icon-5 FANAMBARANA SY HAFATRA IZAY MISY FIFANDRAISANA MAHAKASIKA NY LALANA SY FITSIPIKA MAMEHY NY FANAMPAHAN-KEVITRA MANOLOANA NY SIKIDY SY NY MPIMOASY.

FANAMBARANA SY HAFATRA IZAY MISY FIFANDRAISANA MAHAKASIKA NY LALANA SY FITSIPIKA MAMEHY NY FANAMPAHAN-KEVITRA MANOLOANA NY SIKIDY SY NY MPIMOASY.

PDF
ملاغاشي

الفريق العلمي بجمعية خدمة المحتوى الإسلامي باللغات

dropdown-icon-5 Ny Finoana Islamo Ny hafatra tsotsotra mahakasika ny finoana Islamo arakan'izay azo avy amin'ny Boky masina Koroany sy avy amin'ireo fomba amam-panaon'i Mpaminany (s.w.a).

Ny Finoana Islamo Ny hafatra tsotsotra mahakasika ny finoana Islamo arakan'izay azo avy amin'ny Boky masina Koroany sy avy amin'ireo fomba amam-panaon'i Mpaminany (s.w.a).

PDF
ملاغاشي

dropdown-icon-5 Al-arba’ouna An-nawawiyyah

Ity dia boky, izay mirakitra Hadith dimampolo, dia ireo Hadith roa amby efapolo nangonin’i Imamo An-nawawi (RA), izay nahatonga azy ity fantatra amin’ny anarana hoe "Al-arba’ouna An-nawawiyyah" (Ireo efapolon’i An-nawawi), miampy ireo Hadith valo izay nampian’i Ibn Rajab Al-hambali, ho famenon’izany dimampolo. Ireo Hadith ireo, araka ny nambaran’ireo manam-pahaizana, dia anisan’ireo Hadith fototra ato anatin’ny finoana Islamo, izay miresaka karazan-javatra samihafa, toy ny foto-pinoana sy ny fanompoana sy ny fitsipika fototra momba ny lalàna sy ny toetra sy ny fahaiza-miaina sns.

DOCX
ملاغاشي

الفريق العلمي بجمعية خدمة المحتوى الإسلامي باللغات

dropdown-icon-5 Ny finoana Islamo

Ny finoana Islamo

PDF
ملاغاشي

dropdown-icon-5 Andry iorenan’ny finoana

Andry iorenan’ny finoana

PDF
ملاغاشي

dropdown-icon-5 IREO FOMBA AHAZOANA NY FIAINANA FENO FAHASAMBARANA

IREO FOMBA AHAZOANA NY FIAINANA FENO FAHASAMBARANA

PDF
ملاغاشي

dropdown-icon-5 Al-Fatiha sy Joz Amma ary dikan-teniny amin’ny teny Malagasy

-

PDF